Fivavahako
iPhone / Utilitaires
Natao inty ho an'ny Kristianina Katolika mba hampivavaka isan'andro, mirakitra ny Tenin'Andriamanitra araka ny dikateny ofisialy ao amin'ny Eglizy Katolika Romanina ary misy ny fihirana mirakitra ny hira tranainy fahita amin'ny boky fihirana sy ny hira vaovao tsy mbola hita anaty boky fihirana.
En voir plus...
Quoi de neuf dans la dernière version ?
Amelioration de la réponse de l'application et la vitesse d'affichage du contenu